Entry eokaristia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay
(Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana [1.1]
Vocabulary 
Origin French: eucharistie.

Updated on 2020/07/31