|
|
|
|

Entry1  endahana
Root  2  endaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby?
5  Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy [1.1]
Explanations in English  6  to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force [1.7]
Explanations in French  7  qui on écorche, qu'on dépouille [1.8]
Examples  8  Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437]
9  manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word endahana

Updated on 2023/03/13