|
|
|
|

Entry1  ejipsianina
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Geography: countries, people
Explanations in Malagasy  4  Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
5  Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta [1.1]
Explanations in English  6  egyptian [3.1]
Explanations in French  7  égyptien, égyptienne [3.1]

Updated on 2020/07/31