Entry | ejipsianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta [1.1] | |
Explanations in English | Egyptian [3.1] | |
Explanations in French | égyptien, égyptienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: égyptien. | |
Analogs | Ejipta | |
Updated on 2020/07/31 |