Entry eglizy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa
(Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mampisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [1.1]
Explanations in English A church building [1.7]
Origin French: église.

Entry Eglizy
Part of speech name (anthroponym)
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana [1.1]
Explanations in English The Catholic church [1.7]
Explanations in French L'Eglise Catholique [1.8]
Examples misy tokoa boky sasantsasany raran'ny Eglizy tsy hovakin'ny zanany; [2.313]
Origin French: Église.

Updated on 2022/01/27