|
|
|
|

Entry 1  efona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  4 Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
5 Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [1.1]
Explanations in French  6 Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [1.3]
Synonyms  7 efonefona

Anagrams  8 afeno, efona, 9 fenoa

Updated on 2026/04/22