|
|
|
|

Entry1  efaina (efa)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
4  Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory
5  Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io
6  Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany
7  Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1]
Explanations in English  8  to be accomplished [1.7]
Explanations in French  9  Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue [1.3]
10  qu'on termine [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word efaina

Anagrams  17  efaina, iefana

Updated on 2023/01/20