Entry dradraina (dradra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Antsointsoina mafy mba ho heno hatraiza hatraiza: Dradraina ankehitriny ny fiaraha-monina vaovao hanjakan' ny rariny sy ny hitsiny [1.1]
Morphology 
Present : dradraina, dradraiko, dradrainao, dradrainy, dradraintsika, dradrainay, dradrainareo, dradrain', dradrain-, dradraim-, dradrai-
Past : nodradraina, nodradraiko, nodradrainao, nodradrainy, nodradraintsika, nodradrainay, nodradrainareo, nodradrain', nodradrain-, nodradraim-, nodradrai-
Future : hodradraina, hodradraiko, hodradrainao, hodradrainy, hodradraintsika, hodradrainay, hodradrainareo, hodradrain', hodradrain-, hodradraim-, hodradrai-
Imperative : dradrao

Updated on 2023/01/05