Entry (1/3) | 1 doria |
Part of speech | 2 adverb |
Vocabulary |
3 Time |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [1.1] |
Explanations in English |
5 everlasting [1.2] |
Explanations in French |
6 se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [1.3] |
Compound words |
|
Tables and plates |
8 All the adverbs |
Entry (2/3) | 9 doria |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Relationships: family |
Explanations in Malagasy |
12 taranaka [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy]
[1.78] |
Explanations in French |
13 arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 14 zafin-doria |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 16 doria |
Part of speech | 17 noun |
Vocabulary |
18 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
19 masomboly [Taisaka]
[1.78] 20 masombolin-katsaka [Bezanozano] [1.78] 21 Voanjavatra famafy, fafy [Tanosy] [1.78] 22 masomboly, ambioka, ambezo voafantina [1.13] |
Explanations in French |
23 semences sélectionnées [1.13] |
Anagrams | 24 doria, odira, radio, riado |
Updated on 2024/01/15 |