|
|
|
|

Entry1  dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana
Elementary words  4  dony, tany, andriana, izay, mifody, tsy, manana

Updated on 2024/12/07