|
|
|
|

Entry (1/2)1  don-tany
Elementary words  2  dona, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [1.1]
Explanations in French  5  Accusation hasardée portée carrément comme si on était sûr, pour sonder ou connaître la vérité, ballon d’essai [1.3#114]
Examples  6  ry ilay mpanambosy vahoajea hitsipaka andriana, be horohoro, be don-tany, ary be kapo-tandroka! [2.587]

Entry (2/2)7  dontany
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  fomban-drazana [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  10  don-tany, dontany, natodin, notadin, don-tany, dontany, natodin, notadin

Updated on 2024/12/06