Entry donga vatana fa botry saina
Elementary words donga ; vatana ; fa ; botry ; saina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo zaza mihanta loatra, izay ny vatany mety ho botrefona fa ny saine tsy mitombo na kely akory aza [1.1]

Updated on 2023/10/24