Entry | donaina (dona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anadino, andaino, andanio, andoany, anindao, aondany, donaina, idonana |
Updated on 2020/07/31 |