Entry | dodoria | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [1.1] | |
Entry | dodoria | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [1.1] | |
Explanations in French | [Tankarana] Ininterrompu. [1.19] | |
Updated on 2020/07/31 |