Entry disanteria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra [1.1]
Vocabulary 
Origin French: dysenterie.

Updated on 2020/07/31