| Entry | 1 diningana |
| Root | 2 dingana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly
8 Ihoarana: Nodiningany ny hady 9 Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto [1.1] |
| Synonyms | 10 voadingana |
| Anagrams | 11 dinganina, 12 dinginana, diningana |
| Updated on 2026/04/22 |
|