|
|
|
|

Entry 1  dinihina
Root  2 dinika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1]
Explanations in English  9 to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2]
10 to be closely examined [1.7]
Explanations in French  11 qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3]
12 qu'on examine de près [1.8]
Examples  13  Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
14  Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
15  Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word dinihina
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21