Entry | 1 difiteria |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty |
Vocabulary |
4 Health |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |