Entry difika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [1.1]
Explanations in English A fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [1.2]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31