Entry daty
Part of speech noun
Examples 
1Lalàna tamin' ny daty oviana izany? [2.643]
2Tsy niova io daty io raha tsy nianjera asabotsy na alahady. [2.356]
3Iny ilay andro voalohan' ny Novembre, ilay daty kely ahatsiarovana loatra ny ngidin' ny namoiza-malala. [2.499]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31