Entry dadanaivo (dada, ivo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31