Entry | 1 dabo-dela |
Elementary words | 2 daboka, lela |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] |
Explanations in English |
5 [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] |
Updated on 2024/08/13 |