|
|
|
|

Entry (1/4)1  dabo-
Part of speech  2  morphological form of daboka

Entry (2/4)3  dabo
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  Tsy manana anton-draharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [1.1]
6  Dabo dia ny efa tsy manana anton-draharaha, fa ny mandry sy ny mipetraka sy ny mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [2.285#11]
Examples  7  Raha misy koa diksionera ny amin' ny teny malagasy sy boky atao ho fanangonana ny teny malagasy samihafa, nefa misy hevitra ikambanana, sady havoaka ny hevitra izay tsy itoviany, dia ataoko malaina, kamo, kisinina, meda, dabo [2.285#10]
Analogs  8  kamo

Entry (3/4)9  dabo
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  12  Valala karazan' ambolo [1.1]
Explanations in French  13  variété de l'ambolo [1.3]

Entry (4/4)14  dabo
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Botany
Explanations in French  17  Neophloga littoralis Jum. (Arecaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  19  bado, boda, dabo-, doba

Updated on 2022/11/29