Entry | dabilio | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana [1.1] | |
Explanations in English | A school desk, form, or bench [1.2] | |
A workbench; a bench, a pew, a school bench [1.7] | ||
Explanations in French | Banc [1.3] | |
établi; banc [1.8] | ||
Examples | Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa.
[2.472] | |
Origin | French: établi. | |
Anagrams | abolidy, dabilio |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |