Entry | botanaka | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony Mivonto na mibontsina. [1.1] | ||||||
Explanations in French | énorme, boursouflé, ventru [1.3] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | botinaka | ||||||
Other spellings | botataka | ||||||
Entry | botanaka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1] | ||||||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | ||||||
Updated on 2023/01/18 |
![]() |