Entry | 1 boraingina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1] |
Explanations in French |
4 despotique, arbitraire, injuste [1.3] |
Other spellings | 5 boraingona |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |