Entry bongaina (bonga)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20