|
|
|
|

Entry1 bokotra
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao.
4Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra.
5Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany. [1.1]
Explanations in English  6a button. [Eng. Button.]. [1.2]
7[French bouton] a button.. [1.7]
Explanations in French  8[français bouton] bouton. [1.8]
Examples  9 Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
10 Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
11 Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
Vocabulary  12 Economy: clothing
All compound words  13 11 combinations of this word

Anagrams  14 bokotra, 15 katrobo, 16 oktobra

Updated on 2025/11/09