|
|
|
|

Entry1  bodokely
Elementary words  2  bodo, kely
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  zazavavy tanora manambady lahiantitra [1.1]
Examples  6  bodokely matavy ny toho! [2.69#]
7  Teny an-dalana izy dia nikaonty ny andro hahafa-tsaona azy, ka hampakarany bodokely, hono Vantany vao tonga tao an-trano izy, dia indro nisy olona haTahafa niandry azy teo alatrano. [2.895#]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word bodokely

Updated on 2023/07/29