Entry bitro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
Explanations in English A rabbit [1.2]
 A rabbit, a hare [1.7]
Explanations in French Lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Examples Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulary 
Synonyms rabitro
Compound words 
Phytonyms 
Origin English: rabbit.
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11