Entry | besisika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [1.1] | |
Scientific name | Megalops cyprinoides | |
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Updated on 2020/07/31 |