Entry | 1 bemidina |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.4] Niko-dingidingy nanaraka iny izahay, ry zalahy amin' izany manao bemidina sy miantsoantso ao aoriana ao. 4 [2.472] Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa : manao rano tondraka ny fandroson' ny Alemana, mandrindra fihemorana "ara-tetik' ady " ny lohalaharana frantsay, nosoloana ny jeneraly komandy lehiben' ny tafika, tsy hay tohaina ny fiara mpananika aroson' ny fahavalo, nilaozan' ny Frantsay nitsoaka ny Anglisy niara-nikatroka taminy, manao bemidina manitsy an' i Parisy ny vondron-kerin' ny Alemana. |
Anagrams | 5 bemidina, dembainy, mibedañy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |