Entry belza
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1]
Vocabulary 
Origin French: belge.
Analogs  Belzika

Updated on 2020/07/31