|
|
|
|

Entry 1  bedibedy
Root  2 bedy
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  17 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
18 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
19 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
20 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [1.1]
Explanations in English  21 tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [1.2]
22 prattling, idle talk; a scolding [1.7]
Explanations in French  23 paroles oiseuses ; action de gronder [1.8]
Examples  24  Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? [2.996]
25  Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [2.285#115]
26  Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [2.470#163]
Synonyms  27 bedy

Updated on 2026/04/22