Entry | basirano (basy, rano) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1] | |
Explanations in English | A syringe. [1.2] | |
Vocabulary | Health | |
Anagrams | basirano, borisana |
Updated on 2020/07/31 |