|
|
|
|

Entry 1  baribary
Root  2 bary
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 mitovy hevitra amin' ny bary
15 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
Explanations in English  16 large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
17 open; evident, known [1.7]
Explanations in French  18 évident [1.3, 1.8]
19 ouvert en grand [1.3]
20 grand ouvert [1.8]
Examples  21  Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895#64]
22  Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529#21]
Synonyms  23 bary

Anagrams  baribary, 24 ribariba

Updated on 2026/04/22