Entry | 1 baranahiny |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra 5 Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] |
Explanations in English |
6 heedlessness, indifference [1.2] 7 careless; carelessly done [1.7] |
Explanations in French |
8 insouciant, indifférent [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word baranahiny |
Updated on 2023/08/11 |