Entry |
barak > baràka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
Voninahitra [1.78]
|
| [Taisaka]
Hasina [1.78]
|
| [Tanala]
Haja [1.78]
|
| Voninahitra [1.1, 1.62]
|
| Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
|
Explanations in English | Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and
ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
[1.2]
|
Explanations in French | Honneur, réputation [1.3]
|
| [Taisaka]
Honneur [1.82]
|
Examples | Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
Compound words |
|
|
Entry |
barak > baràka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]
|
|
Entry |
barak > baraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
|
Explanations in French | Hymen [1.13]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
barak > baraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka, Sihanaka]
Henatra [1.78]
|
Derivatives |
|
Entry |
barak > baraka
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Hatramin' [1.78]
|
|
Entry |
barak > Baraka
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Baraka [2.996]
|
| Barak [2.996]
|
Explanations in French | Baraq [2.996]
|
Examples | Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
Articles |
|
Entry |
barak > Barakà
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Berachah [2.996]
|
Explanations in French | Beraka [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|