Entry barabara (bara)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
Explanations in English Hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo [1.2]
Derivatives 
Compound words 

Entry barabara
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mitavozavoza [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [1.82]
Examples fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11