Entry baoty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fonon-dranjo hoditra atao eo ambonin' ny kiraro mba hiarovana amin' ny ranon' ando na ny tsilo na ny riaka, na ny fotaka, rehefa manavasava any anaty ahitra na rehefa avy ny orana [1.1]
Explanations in English Boots [1.2]
Origin French: botte.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31