|
|
|
|

Entry (1/2)1 banky
Part of speech  2 adjective
Explanations in Malagasy  3Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty). [1.1]
Analogs  4 foantanana, 5 kisoaboryrambo, 6 lanyfatotraamampondrana, 7 majifanyfananana, 8 mangadihadytoynyvilanynahandroampatsa, 9 tsyambariraiventy, 10 tsyfilotsyfihatsaka, 11 tsykibaytsyfively, 12 tsykitaytsyvarymaina

Entry (2/2)13 banky
Part of speech  14 noun
Explanations in Malagasy  15Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray. [1.1]
16andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray. [1.13]
Explanations in French  17banque. [1.13]
Vocabulary  18 Economy: finances, management
All compound words  193 combinations of this word

Updated on 2025/10/31