Entry banga ridana
Elementary words banga ; ridana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy misy nify na dia iray aza [1.1]
Explanations in English (bangaridana) To be toothless. [1.2]
 Having some teeth missing [1.7]
Explanations in French édenté [1.8]
Examples 
1Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332]
2Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895]
Vocabulary 
Synonyms banga nify
Compound words 

Updated on 2023/01/06