Entry bambantrano
Elementary words bambana ; trano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry [1.62]
Examples Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany [1.62]

Updated on 2023/11/06