Entry (1/2) | 1 bakobako (bako) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 bako (tsara bika); bako (valabalaka) [1.1] |
Explanations in English |
4 well formed, well shaped 5 delicate, weary, exhausted. See bikana. [1.2] |
Explanations in French |
6 bien fait 7 fatigué [1.3] |
Examples |
8 indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka. [2.5] |
Synonyms | 9 bako |
Entry (2/2) | 10 bakobako |
Part of speech | 11 noun |
Vocabulary |
12 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
13 lolo, karazam-biby manan'elatra 14 anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [Betsimisaraka] [1.78] |
Explanations in English |
15 a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
16 biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) [2.165] 17 sorte d'animal sauvage comme un âne. [Tankarana] [1.19] |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word bakobako |
Anagrams | 19 bakobako, bôka bako, bokaboka, kobakoba |
Updated on 2023/01/20 |