Entry | bakalorea | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea [1.1] | |
Examples | atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea;
[4.27] | |
Origin | French: baccalauréat. | |
Updated on 2020/07/31 |