|
|
|
|

Entry1  bainga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady [1.1]
Explanations in English  4  a clod of earth. See bonga [1.2]
5  a clod of earth turned over [1.7]
Explanations in French  6  motte de terre [1.3, 1.8]
Examples  7  Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy [2.472]
Analogs  8  Vaingan-tany, bongan-tany, tomba-tany
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word bainga

Updated on 2023/05/20