|
|
|
|

Entry (1/2) 1  bahana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in English  14 sitting or standing in a straddling manner. [1.2]
15 a straddling [1.7]
Explanations in French  16 Position des membres écartés, surtout des jambes [1.3]
17 position des jambes écartées [1.8]
Examples  18  Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472#230]
19  Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470#44]
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 21  bahana
Part of speech  22  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  24 Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [1.1]
Explanations in English  25 an impediment, a hindrance, a barrier. [1.2]
Explanations in French  26 barrière [1.3]
Combinations  27  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word bahana

Updated on 2026/04/21