Entry | 1 baboina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to be taken captive 5 [1.2] to be captured; to be seized, as of goods. 6 [1.7] to be seized |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille |
Examples |
8 [1.3] Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats) 9 [1.3] Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) 10 [1.3] Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) 11 [2.324] Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny |
Root | 12 babo |
Morphology |
|
Anagrams | 17 ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |