|
|
|
|

Entry 1  baboina
Root  2 babo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo
9 Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana
10 Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Explanations in English  11 to be taken captive [1.2, 1.7]
12 to be captured; to be seized, as of goods. [1.2]
13 to be seized [1.7]
Explanations in French  14 Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille [1.3, 1.8]
Examples  15  Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats) [1.3]
16  Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) [1.3]
17  Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) [1.3]
18  Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny [2.324]

Anagrams  baboina, 19 baibona, 20 bobaina

Updated on 2026/04/19