Entry (1/2) | 1 babena (baby) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 entina ao an-damosina: Etsy babeko, razandry [1.1] |
Explanations in English |
4 to be carried on the back pick-a-back fashion. [1.2] 5 to be carried on the back [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on porte sur le dos [1.3, 1.8] 7 fig. qu'on supporte [1.3] |
Examples |
8 ary ny zaza ho forana nentina teny koa, babena amy ny lambamena. [2.59] 9 Atelina tsy azo atelina, babena tsy zaka, sakelehina tsy azo, apetraka tsy foy! [2.298] 10 Tsy zavatra mahamaika re izany, hoy aho, fa izay hamaliana babena anareo antitra ireto aloha no adidiko. [2.643] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word babena |
Entry (2/2) | 18 babena (baby) |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy [1.1] |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word babena |
Updated on 2023/09/08 |